Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:4 - Baiboly Katolika4 Mova tsy ny tsy nanam-pankahalana azy ireo akory izy, fa hevitra niarahan’ny tao an-tanàna rehetra notapahina no nanaovany an’izany. Ny Jody araka ny faniriany te-hihavana, dia nanaiky tsy nanana ahiahy kely akory. Kanjo nony tonga teny afovoany izy ireo, dia nalentiny, nisy 200 mahery no isany raha dia kely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Hevitra niarahan’ny hafa firenena rehetra tao an-tanàna izany, ka neken’ny Jiosy araka ny faniriany te hihavana, ary tsy nananany ahiahy velively. Kanjo nony tonga teny afovoan-dranomasina ireto Jiosy, dia nalentika ho faty an-drano avokoa: roanjato no isany raha farafahakeliny. Jereo ny toko |