Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:5 - Baiboly Katolika

5 Vao nandre ny halozana natao tamin’ireo olona iray firenena aminy i Jodasy, dia nomeny teny ireo namany, ka nony avy niantso an’Andriamanitra mpitsara marina izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Vao ren’i Joda Makabeo ny halozana nafitsoka tamin’ireo mpiray firenena aminy, dia nomeny teny ireo vatan-dehilahy namany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra