Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:6 - Baiboly Katolika6 dia niroso hamely ny mpamono ireo rahalahiny: nodorany alina ireo trano tao an-tseranana, notsoloany koa ny sambo, ary novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra ireo nitady fialofana tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ka nony avy niantso ilay Andriamanitra mpitsara ara-drariny i Joda, dia niroso hamely ny mpamono an’ireo mpiray firenena aminy: nodorany alina ireo tranon-tseranana, notsoloany afo koa ny sambo, ary notrobarany sabatra ireo hafa firenena nitady fialofana teo. Jereo ny toko |