Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:37 - Baiboly Katolika37 Ka faingàna dia alefaso handeha ny irakareo, mba hahalalanay izay irinareo koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 ka alefaso faingana ny irakareo mba hahalalanay izay hevitrareo koa. Jereo ny toko |