Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:36 - Baiboly Katolika

36 Ary ny amin’ireo nataony ho tsy maintsy alefa hodinihin’ny mpanjaka, rehefa voadinikareo tsara, dia aza angatahana andro, fa maniraha olona ho atỳ aminay hampandrosoinay ao amin’ny mpanjaka, araka ny mety hatao ho anareo, fa ho any Antiôkia izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Ary ny amin’ireo nataony ho tsy maintsy alefa hodinihin’ny mpanjaka dia aoka hotombananareo tsara ary aza angatahana andro fa aniraho olona hilaza ny hevitrareo aty aminay; izany no harosonay eo amin’ny mpanjaka, araka ny mahasoa anareo. Eny, hankany Antiôkia izahay,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:36
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra