Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:26 - Baiboly Katolika

26 Koa tsara raha maniraka ho any amin’izy ireo ianao, sy mandray tanana azy, mba hahazoany toky sy hifotorany amin’ny fanaovana ny raharaha fanaony, rehefa fantany ny hevitray.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Tsara àry ny handefasanao iraka ho any aminy hanome antoka azy amin’ny fandraisan-tanana. Izany no hahazoany toky sy hifotorany amin’ny fanatontosana ny raharaha fanaony, rehefa fantany ny zava-kendrenay.»

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra