Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:27 - Baiboly Katolika

27 Toy izao no ao amin’ny taratasin’ny mpanjaka ho an’ny firenena Jody: «I Antiôkosy mpanjaka, maniry fiadanana ho an’ny parlemantan’ny Jody sy ny Jody hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Ny taratasin’i Antiôkôsa mpanjaka ho an’ny firenena jiosy kosa dia toy izao: «Avy amiko Antiôkôsa mpanjaka ity taratasy ity. Rarîko fiadanana ianareo Antenimieran-doholona sy ianareo Jiosy hafa rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra