Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:25 - Baiboly Katolika

25 Koa noho ny fanirianay ny tsy hisy fitabatabana amin’izany firenena izany intsony, dia mandidy ny hamerenana ny tempoly amin’izy ireo izahay, sy ny hamelàna azy hanaraka ny fomban-drazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Koa iriko tsy hisy tabataba intsony amin’izany firenena izany, ary didiako ny hamerenana ny tempoliny aminy sy ny hamelana azy hanaraka ny fomban-drazany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra