Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:24 - Baiboly Katolika24 ary efa renay fa ny Jody dia tsy manaiky ny fomba grika, fa aleony ihany ny fombany manokana, ka mangataka izy, araka izany, havela hiaina araka ny lalàny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Reko fa tsy eken’ny Jiosy ny hanaraka ny fomba grika, araka izay notadiavin-draiko; aleony ihany ny fombany manokana, ka mangataka izy havela hiaina araka ny lalànany. Jereo ny toko |