Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:23 - Baiboly Katolika

23 Rehefa voafindra any amin’ireo andriamanitra ny rainay, ny irinay dia ny hifotoran’izay eto amin’ny fanjakanay amin’ny fikarakarana ny raharahany tsy hisy mpanelingelina;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 «Fony voafindra any amin’ireo andriamanitra ny raiko, ny iriko dia ny hifotoran’izay mponina eto amin’ny fanjakako amin’ny fikarakarana ny raharahany tsy hisy mpanelingelina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:23
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra