Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:22 - Baiboly Katolika22 Toy izao kosa no ao amin’ny taratasin’ny mpanjaka: «I Antiôkosy mpanjaka manoratra ho an’i Lisiasy rahalahiny: Arahaba! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Toy izao kosa no raketin’ilay taratasin’ny mpanjaka ho an’i Lisià: «Avy amiko Antiôkôsa mpanjaka ity taratasy ity. Manoratra ho anao aho, ry Lisià rahalahiko, ary miarahaba anao. Jereo ny toko |