Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:19 - Baiboly Katolika

19 Koa raha mbola maharitra koa ny fankasitrahanareo ny fanjakana, dia hikely aina aho izao sisa izao hanao izay hiadananareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Raha tazoninareo hatrany ny toetra miandany amin’ny fitondram-panjakana, dia hikely aina koa aho amin’ny ho avy mba hanao izay hiadananareo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra