Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:20 - Baiboly Katolika

20 Ny amin’ny andinidininy sasany dia nohazavaiko tamin’ny irakareo sy ny ahy, ka dia hifampidinika aminareo izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ny amin’ny antsipirian-javatra sasany dia nohazavaiko tamin’ireto irakareo ireto sy ny ahy, ka dia hifampidinika aminareo izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra