Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:18 - Baiboly Katolika18 Ary efa nampahafantariko ny mpanjaka, izay rehetra tsy maintsy alefa mankany aminy, ka nekena izay azo ekena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Efa nampahafantariko ny mpanjaka izay rehetra tsy maintsy alefa mankany aminy, ka nankatoaviny ny zavatra heveriny fa azo ekena. Jereo ny toko |