Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:17 - Baiboly Katolika

17 «I Lisiasy manoratra ho an’ny Jody: Arahaba! Voatolotr’i Joany sy i Absalôma izay nirahinareo ho atỳ amiko ny fanekena nosoniavinareo ka dia nangataka izy ireo ny hanatanteraka ny zavatra ao amin’ny fanekena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 «Voatolotr’i Jôhany sy i Absalôma izay nirahinareo ho aty amiko ity fitakiana vita an-tsoratra ity ka nangatahiny aho hampanan-kery ny andininy voarakitr’izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra