2Tantara 9:7 - Baiboly Katolika7 Sambatra ny olonao, sambatra ny mpanomponao, izay manoloana anao lalandava sy mandre ny fahendrenao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijoro eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Sambatra ireo olonao sy ireo tandapanao, satria eo anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Sambatra ireo olonao sy ireo tandapanao, satria eo anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao! Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijoro eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao! Jereo ny toko |
Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitrao, izay mankasitraka anao ka nametraka anao amin’ny seza fiandrianany, ho mpanjaka ho an’i Iaveh Andriamanitrao! Noho ny fitiavan’Andriamanitrao an’i Israely, ary mba hampaharitra azy mandrakizay no nananganany anao ho mpanjaka ao aminy, mba hanao ny hitsiny sy ny rariny.»