2Tantara 9:22 - Baiboly Katolika22 Ambony noho ny mpanjakan’ny tany rehetra i Salômôna amin’ny harena amam-pahendrena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Ary i Solomona mpanjaka dia nanankarena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 I Salômôna mpanjaka dia nihoatra noho ny mpanjaka hafa rehetra tambonin’ny tany tamin’ny harena sy ny fahendrena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 I Salômôna mpanjaka dia nihoatra noho ny mpanjaka hafa rehetra tambonin’ny tany tamin’ny harena sy ny fahendrena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary Solomona mpanjaka dia nanan-karena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary Solomona mpanjaka dia nanan-karena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Ary i Solomona mpanjaka dia nanankarena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany. Jereo ny toko |