2Tantara 9:21 - Baiboly Katolika21 Satria, nanan-tsambo mpankany Tarsisa niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama ny mpanjaka, ka tonga isan-telo taona ny sambon’i Tarsisa nitondra volamena amam-bolafotsy sy ivoara, ary rajako amam-borombola. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Fa ny mpanjaka dia nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no tonga ny sambon’i Tarsisy nitondra volamena, volafotsy, ivoara, rajako ary vorombola. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Fa ny mpanjaka manko dia nanana sambo vaventy izay notarihin’ireo tantsambon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo volana ireo sambo vaventy ireo no tonga mitondra volamena sy volafotsy amana ivoara ary koa rajako sy vorombola. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Fa ny mpanjaka manko dia nanana sambo vaventy izay notarihin’ireo tantsambon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo volana ireo sambo vaventy ireo no tonga mitondra volamena sy volafotsy amana ivoara ary koa rajako sy vorombola. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Fa ny mpanjaka nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no nihavian’ny sambon’i Tarsisy nitondra volamena sy volafotsy sy ivory sy rajako ary vorombola. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Fa ny mpanjaka nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin'ny mpanompon'i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no nihavian'ny sambon'i Tarsisy nitondra volamena sy volafotsy sy ivory sy rajako ary vorombola. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Fa ny mpanjaka dia nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no tonga ny sambon’i Tarsisy nitondra volamena, volafotsy, ivoara, rajako ary vorombola. Jereo ny toko |