2Tantara 8:17 - Baiboly Katolika17 Tamin’izay i Salômôna dia nankany Asiôngabera sy Ailata eo amoron’ny ranomasina, any amin’ny tanin’i Edôma. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary tamin’izay i Solomona dia nankany Eziona-Gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Tamin’izay i Salômôna dia nankany Hetsiôny-Gebera sy Elôta eo amoron’ny Ranomasin’ny Volotara any amin’ny tany Edôma. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Tamin’izay i Salômôna dia nankany Hetsiôny-Gebera sy Elôta eo amoron’ny Ranomasin’ny Volotara any amin’ny tany Edôma. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary tamin’izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma, Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary tamin'izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron'ny ranomasina any amin'ny tany Edoma, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ary tamin’izay i Solomona dia nankany Eziona-Gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma, Jereo ny toko |