2Tantara 8:18 - Baiboly Katolika18 Ary nampanaterin’i Hirama sambo sy mpanompo mahay ranomasina ho azy, ny mpanompony. Dia niara-nandeha tamin’ny mpanompon’i Salômôna ireo, ho any Ofira, dia naka talenta volamena 450 ireo, nentiny ho any amin’i Salômôna mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 ary ny mpanompon’i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; niara-nandeha tamin’ny mpanompon’i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo volamena milanja dimampolo sy efajato talenta tany, dia noentiny tany amin’i Solomona mpanjaka izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Dia nandefa sambo sy matilò mahay ranomasina i Hirama, tamin’ny alalan’ireo tandapany; ary nandeha niaraka tamin’ny tantsambon’i Salômôna ho any Ôfira ireo, ka nahazo volamena 13 taonina mahery ary nitondra izany ho an’i Salômôna mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia nandefa sambo sy matilò mahay ranomasina i Hirama, tamin’ny alalan’ireo tandapany; ary nandeha niaraka tamin’ny tantsambon’i Salômôna ho any Ôfira ireo, ka nahazo volamena 13 taonina mahery ary nitondra izany ho an’i Salômôna mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ary ny mpanompon’i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin’ny mpanompon’i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimam-polo amby efa-jato tany izy, dia nentiny tany amin’i Solomona mpanjaka izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 ary ny mpanompon'i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin'ny mpanompon'i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimam-polo amby efa-jato tany izy, dia nentiny tany amin'i Solomona mpanjaka izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 ary ny mpanompon’i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; niara-nandeha tamin’ny mpanompon’i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo volamena milanja dimampolo sy efajato talenta* tany, dia noentiny tany amin’i Solomona mpanjaka izany. Jereo ny toko |