Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Tamin’izay i Salômôna dia nankany Hetsiôny-Gebera sy Elôta eo amoron’ny Ranomasin’ny Volotara any amin’ny tany Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ary tamin’izay i Solomona dia nankany Eziona-Gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Tamin’izay i Salômôna dia nankany Hetsiôny-Gebera sy Elôta eo amoron’ny Ranomasin’ny Volotara any amin’ny tany Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Tamin’izay i Salômôna dia nankany Asiôngabera sy Ailata eo amoron’ny ranomasina, any amin’ny tanin’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary tamin’izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron’ny ranomasina any amin’ny tany Edoma,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary tamin'izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron'ny ranomasina any amin'ny tany Edoma,

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:17
8 Rohy Ifampitohizana  

Tsy nisy mpanjaka tany Edôma tamin’izany fotoana izany, fa governora notendren’ny mpanjaka ihany.


Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa ity rainy, dia i Hazarià no namerina ny seranana Elata ho an’ny fanjakan’i Joda sy nanamboatra azy indray.


Tamin’izany fotoana izany ihany dia naverin’i Retsina mpanjakan’i Siria tamin’ny Edômita ny tanànan’i Elata, rehefa avy nandroaka ny Jodeanina hiala tao izy; ary niverina nonina tao Elata ny Edômita ka nipetraka tao ary mbola ao mandraka ankehitriny.


Nifarimbona tamin’i Ahazià hanamboatra sambo vaventy izy; ka tao Hetsiôny-Gebera no nanamboarany azy.


Toy izany no nahatontosana ny asa rehetra nokasain’i Salômôna, hatramin’ny andro nanorenana ny tranon’ny TOMPO ka ambaram-pahavitany; ka dia lavorary ny tranon’ny TOMPO.


niala teo Habrônà, dia nitoby tao Hetsiôna-Gebera;


Dia nialantsika ny taranak’i Hesao havantsika mponina any Sehîra; nandalovantsika ny lalana amin’ny lohasaha Harabà, izany hoe ny lalana miakatra avy any Elata sy Hetsiôny-Gebera; ary nivily nihazo ny lalana mankany amin’ny taniefitr’i Môaba isika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra