2Tantara 8:15 - Baiboly Katolika15 Tsy nihatahana ny didin’ny mpanjaka momba ny mpisorona sy ny Levita, na amin’ny zavatra inona na amin’ny zavatra inona, indrindra fa ny amin’ny momba ny rakitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary tsy nialan’ireo ny didin’ny mpanjaka tamin’ny mpisorona sy ny levita na amin’inona na amin’inona, indrindra fa ny amin’ny trano fitahirizana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ary tsy nialan’ireo ny didin’i Davida mpanjaka momba ny mpisorona sy ny levita na amin’inona na amin’inona, indrindra fa ny amin’ny fitahirizan-drakitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ary tsy nialan’ireo ny didin’i Davida mpanjaka momba ny mpisorona sy ny levita na amin’inona na amin’inona, indrindra fa ny amin’ny fitahirizan-drakitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary tsy nialan’ireo ny didin’ny mpanjaka tamin’ny mpisorona sy ny Levita na amin’inona na amin’inona, indrindra fa ny amin’ny rakitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary tsy nialan'ireo ny didin'ny mpanjaka tamin'ny mpisorona sy ny Levita na amin'inona na amin'inona, indrindra fa ny amin'ny rakitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ary tsy nialan’ireo ny didin’ny mpanjaka tamin’ny mpisorona sy ny levita na amin’inona na amin’inona, indrindra fa ny amin’ny trano fitahirizana. Jereo ny toko |
Notendreny, araka ny nandaharan’i Davida rainy azy, ny antokon’ny mpisorona ho amin’ny fanompoany, sy ny Levita ho amin’ny anjara raharahany, hankalaza an’i Iaveh sy hanao fanompoana eo anoloan’ny mpisorona, araka ny fandaharana ny andro isany, ary ny mpiandry varavarana ho an’ny isam-baravarana araka ny antokony avy, fa toy izany no nandaharan’i Davida, olon’Andriamanitra, azy.