2Tantara 36:3 - Baiboly Katolika3 Naongan’ny mpanjakan’i Ejipta tao Jerosalema izy, sady nampandoaviny vola talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Nesorin’ny mpanjakan’i Ejipta tany Jerosalema izy sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Teo koa izy no nesorin’i Nekao, mpanjakan’i Ejipta; ary nampandoavin’io Farao io sazy volafotsy sy volamena samy telo taonina ny fanjakan’i Joda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Teo koa izy no nesorin’i Nekao, mpanjakan’i Ejipta; ary nampandoavin’io Farao io sazy volafotsy sy volamena samy telo taonina ny fanjakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary nesorin’ny mpanjakan’i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary nesorin'ny mpanjakan'i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Nesorin’ny mpanjakan’i Ejipta tany Jerosalema izy sady nampandoaviny sazy talenta* volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana. Jereo ny toko |