Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 36:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Teo koa izy no nesorin’i Nekao, mpanjakan’i Ejipta; ary nampandoavin’io Farao io sazy volafotsy sy volamena samy telo taonina ny fanjakan’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Nesorin’ny mpanjakan’i Ejipta tany Jerosalema izy sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Teo koa izy no nesorin’i Nekao, mpanjakan’i Ejipta; ary nampandoavin’io Farao io sazy volafotsy sy volamena samy telo taonina ny fanjakan’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Naongan’ny mpanjakan’i Ejipta tao Jerosalema izy, sady nampandoaviny vola talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary nesorin’ny mpanjakan’i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary nesorin'ny mpanjakan'i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 36:3
3 Rohy Ifampitohizana  

Nogadrain’ny Farao Nekao tany Riblà any amin’ny tanin’i Hamata izy mba tsy ho afa-manjaka any Jerosalema intsony; ary nampandoavin’io Farao io sazy volafotsy telo taonina sy volamena telopolo kilao ny fanjakan’i Joda.


Feno 23 taona i Jôahaza fony tonga mpanjaka; ary telo volana ihany no nanjakany tao Jerosalema.


Dia i Eliakima rahalahin’i Jôahaza no nataony mpanjaka tamin’i Joda sy i Jerosalema, ary novany anarana hoe Jôiakima; fa i Jôahaza rahalahiny kosa nalain’i Nekao ka nentiny ho any Ejipta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra