2Tantara 32:15 - Baiboly Katolika15 Koa ankehitriny, aza dia mety hambosin’i Ezekiasa na hofitahiny ianareo! Ary aza matoky azy. Fa ny andriamanitry ny firenena sy ny fanjakana hafa rehetra tsy nisy nahavonjy ny vahoakany tamin’ny tanako sy ny tanan’ny razako, ka mainka tsy hahavonjy anareo amin’ny tanako izay Andriamanitrareo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo i Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin’ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin’ny tanako sy ny tanan’ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin’ny tanako? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ankehitriny àry, aza mety hofitahin’i Hezekià na ho voasodokany tahaka izao ianareo; aza matoky azy ianareo. Tsy nisy manko andriamanitra, tany amin’ny firenena amam-panjakana isan-tokony, izay nahavonjy ny olony tsy hiharan’ny fahefàn’ireo razako na ny fahefàko; noho izany, ireo andriamanitrareo koa tsy hahavonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ankehitriny àry, aza mety hofitahin’i Hezekià na ho voasodokany tahaka izao ianareo; aza matoky azy ianareo. Tsy nisy manko andriamanitra, tany amin’ny firenena amam-panjakana isan-tokony, izay nahavonjy ny olony tsy hiharan’ny fahefàn’ireo razako na ny fahefàko; noho izany, ireo andriamanitrareo koa tsy hahavonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy hianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin’ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin’ny tànako sy ny tànan’ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin’ny tànako? Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin'ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin'ny tanako sy ny tanan'ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin'ny tanako? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo i Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin’ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin’ny tanako sy ny tanan’ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin’ny tanako? Jereo ny toko |