2Tantara 32:16 - Baiboly Katolika16 Ny mpanompon’i Senakeriba mbola nanao teny faniratsirana an’i Iaveh Andriamanitra sy an’i Ezekiasa mpanompony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Mbola niteny ratsy NY TOMPO Andriamanitra sy i Hezekia mpanompony ny mpanompon’i Sankeriba Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Ary ny manamboninahitra nirahin’i Saneheriba dia nanohy niteny ratsy nanohitra ny TOMPO Andriamanitra sy nanohitra an’i Hezekià mpanompony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ary ny manamboninahitra nirahin’i Saneheriba dia nanohy niteny ratsy nanohitra ny TOMPO Andriamanitra sy nanohitra an’i Hezekià mpanompony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary ny mpanompon’i Sankeriba mbola niteny ratsy an’i Jehovah Andriamanitra sy Hezekia mpanompony, Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary ny mpanompon'i Sankeriba mbola niteny ratsy an'i Jehovah Andriamanitra sy Hezekia mpanompony, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Mbola niteny ratsy NY TOMPO Andriamanitra sy i Hezekia mpanompony ny mpanompon’i Sankeriba Jereo ny toko |