2Tantara 29:3 - Baiboly Katolika3 Tamin’ny volana voalohany, amin’ny taona voalohany nanjakany, novohany ny varavaran’ny tranon’i Iaveh, dia namboatra azy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran’ny tranon’NY TOMPO izy ka nanamboatra izay simba tao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Tamin’ny volana voalohan’ny taona voalohany nanjakany, dia novohany sady namboariny avy ny varavaran’ny tranon’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tamin’ny volana voalohan’ny taona voalohany nanjakany, dia novohany sady namboariny avy ny varavaran’ny tranon’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran’ny tranon’i Jehovah izy ka namboatra azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran'ny tranon'i Jehovah izy ka namboatra azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran’ny tranon’NY TOMPO izy ka nanamboatra izay simba tao. Jereo ny toko |