Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 29:2 - Baiboly Katolika

2 Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh toy izay rehetra nataon’i Davida rainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Davida rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Ary nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hezekià, tahaka izay rehetra nataon’i Davida razambeny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hezekià, tahaka izay rehetra nataon’i Davida razambeny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon’i Davida rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Davida rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Davida rainy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 29:2
6 Rohy Ifampitohizana  

25 taona izy fony vao nanjaka, ary sivy 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny reniny dia natao hoe Abì, zanak’i Zakariasa.


Nomban’i Iaveh i Jôsafata fa nandeha tamin’ny lalana voalohany nalehan’i Davida rainy; tsy nikatsaka an’ireo Baala izy


fa Andriamanitry ny rainy no nokatsahiny, ary narahiny ny didiny fa tsy naka tahaka ny nataon’i Israely.


Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh araka izay rehetra nataon’i Amasiasa rainy izy.


Ary 20 taona i Akaza fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany teo Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy eo anatrehan’i Iaveh tahaka an’i Davida rainy izy,


Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh izy, ka nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy, fa tsy mba nivily ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra