2Tantara 29:1 - Baiboly Katolika1 25 taona i Ezekiasa fony vao nanjaka, ary 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià zanak’i Zakariasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Dimy amby roapolo taona i Hezekia raha nanomboka nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Abia, zanakavavin’i Zakaria. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Feno 25 taona i Hezekià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià, zanakavavin’i Zakarià. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Feno 25 taona i Hezekià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià, zanakavavin’i Zakarià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 DIMY amby roa-polo taona Hezekia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Abia, zanakavavin’i Zakaria. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Dimy amby roa-polo taona Hezekia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Abia, zanakavavin'i Zakaria. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Dimy amby roapolo taona i Hezekia raha nanomboka nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Abia, zanakavavin’i Zakaria. Jereo ny toko |