2Tantara 29:4 - Baiboly Katolika4 Nampiantsoiny ny mpisorona sy ny Levita, dia novoriny teo amin’ny kianja atsinanana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary nampidiriny tao ny mpisorona sy ny levita ka nangoniny teo amin’ny kianja malalaka teo atsinanana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Ary nasainy tonga ireo mpisorona sy levita ka nangoniny teo amin’ny Kianja Atsinanana Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ary nasainy tonga ireo mpisorona sy levita ka nangoniny teo amin’ny Kianja Atsinanana Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo an-kalalahana atsinanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo ankalalahana atsinanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary nampidiriny tao ny mpisorona sy ny levita* ka nangoniny teo amin’ny kianja malalaka teo atsinanana. Jereo ny toko |