2Tantara 25:3 - Baiboly Katolika3 Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony namono ny mpanjaka rainy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Rehefa nohamafisin’i Amatsià ny fahefàm-panjakàny, dia nasainy novonoina ho faty ireo manamboninahitra izay nahafaty an’i Jôasy mpanjaka rainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Rehefa nohamafisin’i Amatsià ny fahefàm-panjakàny, dia nasainy novonoina ho faty ireo manamboninahitra izay nahafaty an’i Jôasy mpanjaka rainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary nony tafapetraka tsara tamin'ny fanjakany izy, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy. Jereo ny toko |