Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 25:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Rehefa nohamafisin’i Amatsià ny fahefàm-panjakàny, dia nasainy novonoina ho faty ireo manamboninahitra izay nahafaty an’i Jôasy mpanjaka rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Rehefa nohamafisin’i Amatsià ny fahefàm-panjakàny, dia nasainy novonoina ho faty ireo manamboninahitra izay nahafaty an’i Jôasy mpanjaka rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony namono ny mpanjaka rainy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary nony tafapetraka tsara tamin'ny fanjakany izy, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Nony tafapetraka tsara tamin’ny fanjakany izy dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 25:3
8 Rohy Ifampitohizana  

Raha vao nandray an-tanana ny fanjakàn-drainy i Jôrama, dia nanamafy ny fahefàny ka namono nahafaty tamin’ny sabatra ny rahalahiny rehetra sy ny mpitondra sasany teo amin’i Israely.


Kanefa ny zanakalahin’ireo mpamono an’i Jôasy dia tsy mba novonoin’i Amatsià ho faty, fa nataony araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny Lalàna, dia ny bokin’i Mosesy; ao manko no nandidian’ny TOMPO hoe: «Ny ray aman-dreny tsy hatao maty amin’ny ataon-janany, ary ny zanaka tsy hatao maty amin’ny ataon-dray aman-dreniny; fa samy ho faty amin’ny fahotany avy ny olona.»


Fa mba nataon’ny mponin’i Joda maty kosa izay rehetra nikomy tamin’i Amôna mpanjaka; ka dia i Jôsià zanany lahy no voatendriny ho mpanjaka handimby azy.


Fa raha tàhiny kosa fanahy iniana no namonoany ilay anankiray tamin’ny fitaka, dia hosamborinareo izy ka hovonoinareo ho faty na dia mandositra eo akaikin’ny alitarako aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra