2Tantara 24:15 - Baiboly Katolika15 Tratra antitra sy voky andro i Jôiadà, ka dia maty; efa 130 taona izy vao maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Tratra antitra sy ela niainana i Joiada vao maty: Telopolo amby zato taona izy vao maty. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Efa tratrantitra sy ela niainana i Jôaidà vao maty; feno 130 taona izy tamin’ny nahafatesany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Efa tratrantitra sy ela niainana i Jôaidà vao maty; feno 130 taona izy tamin’ny nahafatesany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Fa tratrantitra sy ela niainana Joiada vao maty: telo-polo amby zato taona izy vao maty. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Fa tratrantitra sy ela niainana Joiada vao maty: telo-polo amby zato taona izy vao maty. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Tratra antitra sy ela niainana i Joiada vao maty: Telopolo amby zato taona izy vao maty. Jereo ny toko |
Nony vita ny asa dia nentiny teo anatrehan’ny mpanjaka sy i Jôiadà ny vola sisa ka nanaovana fanaka ho an’ny tranon’i Iaveh, dia fanaka hoenti-manao ny fanompoana sy ny sorona dorana, kôpy mbamin’ny fanaka volamena amana volafotsy sasany, ka tsy tapaka fanateran-tsorona dorana tao an-tranon’i Iaveh tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà.