2Tantara 23:16 - Baiboly Katolika16 Nampanaovin’i Jôiadà fanekena ny vahoaka sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany, fa tsy maintsy ho vahoakan’i Iaveh izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary i Joiada dia nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho olon’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Nampanaovin’i Jôiadà fanekempihavanana ny olona rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho vahoakan’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Nampanaovin’i Jôiadà fanekempihavanana ny olona rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho vahoakan’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary Joiada nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho olon’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary Joiada nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin'ny tenany mba ho olon'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ary i Joiada dia nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin’ny tenany mba ho olon’NY TOMPO. Jereo ny toko |