2Tantara 23:12 - Baiboly Katolika12 Nony ren’i Atalia ny fihahohahon’ny vahoaka nidodododo sy nihoby ny mpanjaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’i Iaveh izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Nony ren’i Atalia ny tabataban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Nony ren’i Hatalià ny kotaban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’ny TOMPO koa izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nony ren’i Hatalià ny kotaban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’ny TOMPO koa izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary nony ren’i Atalia ny tabataban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’i Jehovah koa izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary nony ren'i Atalia ny tabataban'ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin'ny vahoaka tao an-tranon'i Jehovah koa izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Nony ren’i Atalia ny tabataban’ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy. Jereo ny toko |
Nijery izy ka inty ny mpanjaka nitsangana teo amin’ny lampihazo eo amin’ny fidirana; ny lehibe amam-pitsòka trômpetra nanotrona ny mpanjaka, ary ny vahoaka rehetra amin’ny tany revon-kafaliana; ny trômpetra notsofiny; ary ny mpihira an-java-maneno nanoro hevitra momba ny hira fiderana. Nandriatra ny fitafiany i Atalia ka niantso hoe: «Fikomiana! Fikomiana!»