2Tantara 13:23 - Baiboly Katolika23 Ary nody mandry any amin’ny razany i Abià ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. I Asà zanany no nanjaka nandimby azy. Nandry folo taona ny tany tamin’ny androny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Ary nodimandry any amin’ny razany i Abia, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin’ny andron’i Asa dia nandry fehizay nandritra ny folo taona ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Abià, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Abià, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 ARY Abia lasa nodi-mandry any amin’ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin’ny andron’i Asa dia nandry folo taona ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Ary nodimandry any amin’ny razany i Abia, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin’ny andron’i Asa dia nandry fehizay nandritra ny folo taona ny tany. Jereo ny toko |