2Tantara 13:23 - DIEM PROTESTANTA23 Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Abià, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Ary nodimandry any amin’ny razany i Abia, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin’ny andron’i Asa dia nandry fehizay nandritra ny folo taona ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Abià, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Ary nody mandry any amin’ny razany i Abià ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. I Asà zanany no nanjaka nandimby azy. Nandry folo taona ny tany tamin’ny androny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 ARY Abia lasa nodi-mandry any amin’ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin’ny andron’i Asa dia nandry folo taona ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Ary nodimandry any amin’ny razany i Abia, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin’ny andron’i Asa dia nandry fehizay nandritra ny folo taona ny tany. Jereo ny toko |