Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 13:22 - Baiboly Katolika

22 Ny sisa tamin’ny asan’i Abià mbamin’ny nataony sy ny teniny, dia efa voasoratra ao amin’ny boky Fitadidian’i Adô mpaminany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary ny tantaran’i Abia sisa mbamin’ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’Ido mpaminany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

22 Ny sisa amin’ny tantaran’i Abià ary koa ny zava-bitany sy nataony dia efa voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Tsiahin’i Hidao mpaminany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny sisa amin’ny tantaran’i Abià ary koa ny zava-bitany sy nataony dia efa voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Tsiahin’i Hidao mpaminany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary ny tantaran’i Abia sisa mbamin’ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’Ido mpaminany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary ny tantaran'i Abia sisa mbamin'ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin'ny bokin'Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tanànan'i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin'ny andron'i Asa dia nandry folo taona ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary ny tantaran’i Abia sisa mbamin’ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’Ido mpaminany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 13:22
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny asa nataon-dRôbôama, na ny voalohany na ny farany, moa tsy efa voasoratra ao amin’ny Tenin’i Semaiasa mpaminany, sy ny an’i Adô mpahita, momba ny tetiaram-pirazanana? Niady mandrakariva i Rôbôama sy i Jerôbôama.


I Abià kosa nitombo hery, nanam-bady 14 izy, ary niteraka lahy 22 sy vavy 16.


Ny amin’ny zanany, ny faminaniana maro namely azy, ny namboarany ny tranon’Andriamanitra, dia indro fa efa voasoratra ao amin’ny Fitadiavana momba ny bokin’ny Mpanjaka. I Amasiasa zanany no nanjaka nandimby azy.


Ny sisa tamin’ny asan’i Salômôna, na ny voalohany na ny farany, moa tsy dia efa voasoratra va izany ao amin’ny bokin’i Natàna mpaminany, sy amin’ny faminanian’i Ahiasa avy any Silô, ary amin’ny fahitan’i Adô ny amin’i Jerôbôama zanak’i Nabata?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra