2Tantara 13:14 - Baiboly Katolika14 Niherika i Jodà ka indro fa nisy mpamely teo anoloany sy teo ivohony. Nitaraina tamin’i Iaveh izy, ary nitsoka trômpetra ny mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Nony nitodika ny Joda ka indreo, teo alohany sy teo aorianany ny fahavalo, dia nitaraina tamin’NY TOMPO izy, ary ny mpisorona dia nitsoka ny trompetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Rehefa nijery manodidina azy ny Jodeanina, dia indreo teo anoloany sy teo ivohony ny fahavalo; ka niantso vonjy tamin’ny TOMPO izy. Vao nitsoka trompetra ny mpisorona, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Rehefa nijery manodidina azy ny Jodeanina, dia indreo teo anoloany sy teo ivohony ny fahavalo; ka niantso vonjy tamin’ny TOMPO izy. Vao nitsoka trompetra ny mpisorona, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary nony nitodika ny Joda, ka, indreo, teo alohany sy teo aoriany ny fahavalo, dia nitaraina tamin’i Jehovah izy, ary ny mpisorona nitsoka ny trompetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary nony nitodika ny Joda, ka, indreo, teo alohany sy teo aoriany ny fahavalo, dia nitaraina tamin'i Jehovah izy, ary ny mpisorona nitsoka ny trompetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Nony nitodika ny Joda ka indreo, teo alohany sy teo aorianany ny fahavalo, dia nitaraina tamin’NY TOMPO izy, ary ny mpisorona dia nitsoka ny trompetra. Jereo ny toko |