2Tantara 12:11 - Baiboly Katolika11 Ka isaky ny nankao an-tranon’i Iaveh ny mpanjaka, dia tamy ny mpihazakazaka mitondra ireo, vao mamerina azy ho ao an’efitranon’ny mpihazakazaka indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO dia noentin’ny mpiambina ireny, ary naveriny tao amin’ny efitranon’ny mpiambina indray avy eo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ary na oviana na oviana nidiran’ny mpanjaka tao an-tranon’ny TOMPO, dia tonga ny mpiambina naka ireo ampinga ireo, ka avy eo namerina azy ho ao an’efitranon’ny mpiambina indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ary na oviana na oviana nidiran’ny mpanjaka tao an-tranon’ny TOMPO, dia tonga ny mpiambina naka ireo ampinga ireo, ka avy eo namerina azy ho ao an’efitranon’ny mpiambina indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao an-tranon’i Jehovah, dia avy ny mpiambina naka ireo ka namerina azy ho ao an-tranon’ny mpiambina indray. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary na oviana na oviana no nidiran'ny mpanjaka tao an-tranon'i Jehovah, dia avy ny mpiambina naka ireo ka namerina azy ho ao an-tranon'ny mpiambina indray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO dia noentin’ny mpiambina ireny, ary naveriny tao amin’ny efitranon’ny mpiambina indray avy eo. Jereo ny toko |