2Tantara 12:10 - Baiboly Katolika10 Ampinga varahina no nataon-dRôbôama mpanjaka solon’ireo, dia napetrany teo an-tanan’ny lehiben’ny mpihazakazaka izay niambina ny fidirana amin’ny tranon’ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama mpanjaka ka nanolotra azy ho eo an-tanan’ny lehiben’ny mpiambina, izay niambina ny varavaran’ny tranon’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ho solon’ireny kosa dia nampanao ampinga halimo i Rehabohama; ka ny lehiben’ny mpiambina, izay niandry ireo varavaran’ny lapan’ny mpanjaka, no nanankinany azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ho solon’ireny kosa dia nampanao ampinga halimo i Rehabohama; ka ny lehiben’ny mpiambina, izay niandry ireo varavaran’ny lapan’ny mpanjaka, no nanankinany azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Rehoboama mpanjaka nanao ampinga varahina ho solon’ireny ka nanolotra azy ho eo an-tànan’ny lehiben’ny mpiambina, izay niambina ny varavaran’ny tranon’ny mpanjaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Rehoboama mpanjaka nanao ampinga varahina ho solon'ireny ka nanolotra azy ho eo an-tànan'ny lehiben'ny mpiambina, izay niambina ny varavaran'ny tranon'ny mpanjaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama mpanjaka ka nanolotra azy ho eo an-tanan’ny lehiben’ny mpiambina, izay niambina ny varavaran’ny tranon’ny mpanjaka. Jereo ny toko |