2Tantara 10:17 - Baiboly Katolika17 Ny zanak’i Israely nonina tamin’ireo tanànan’i Jodà ihany, no hany nanjakan-dRôbôama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa ny Zanak’Israely izay nonina tany amin’ny tanànan’ny Joda ihany no nanjakan’i Rehoboama. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ny Israelita nonina tany an-tanànan’i Joda ihany no nanjakàn’i Rehabohama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ny Israelita nonina tany an-tanànan’i Joda ihany no nanjakàn’i Rehabohama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa ny Zanak’Isiraely izay nonina tany an-tanànan’ny Joda ihany no nanjakan-dRehoboama. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa ny Zanak'isiraely izay nonina tany an-tanànan'ny Joda ihany no nanjakan-dRehoboama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Fa ny Zanak’Israely izay nonina tany amin’ny tanànan’ny Joda ihany no nanjakan’i Rehoboama. Jereo ny toko |
Rehefa hitan’i Israely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia hoy ny navalin’ny vahoaka ny mpanjaka: «Manana anjara inona amin’i Davida moa izahay? Tsy manan-dova amin’ny zanak’i Isaia izahay! Koa samia ho any an-dainy, ry Israely, fa ianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao!» Dia samy nody ho any an-dainy avy i Israely rehetra.