2Samoela 9:2 - Baiboly Katolika2 Nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saola anankiray izay kosa, atao hoe Sibà, dia nantsoina hankeo amin’i Davida izy io, ka hoy ny mpanjaka taminy: «Ianao va no Sibà?» Ary hoy ny navaliny azy: «Mpanomponao!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saoly, i Ziba no anarany. Nantsoina hankany amin’i Davida izy ka hoy ny mpanjaka taminy: Ianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Fa nanana mpanompo iray nantsoina hoe Tsibà ny fianakavian’i Saoly; ary nampanantsoina hankeo amin’i Davida izy, ka nanontanian’ity mpanjaka hoe: –Ianao va no Tsibà? Ary hoy izy namaly: –Izaho, tompoko, no izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Fa nanana mpanompo iray nantsoina hoe Tsibà ny fianakavian’i Saoly; ary nampanantsoina hankeo amin’i Davida izy, ka nanontanian’ity mpanjaka hoe: –Ianao va no Tsibà? Ary hoy izy namaly: –Izaho, tompoko, no izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin’i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary nisy mpanompon'ny fianakavian'i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin'i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy. Jereo ny toko |