2Samoela 9:1 - Baiboly Katolika1 Ary hoy i Davida: «Mbola misy olona amin’ny fianakavian’i Saola va, mba hasiako soa noho ny amin’i Jônatasy?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary hoy i Davida: Mbola misy sisa ihany va ny taranak’i Saoly mba hanisiako soa azy noho ny amin’i Jonatana? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Hoy i Davida indray andro: –Mbola misy olona sisa velona ve amin’ny fianakavian’i Saoly? Mba tiako ny hanisy soa azy noho ny amin’i Jônatàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Hoy i Davida indray andro: –Mbola misy olona sisa velona ve amin’ny fianakavian’i Saoly? Mba tiako ny hanisy soa azy noho ny amin’i Jônatàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan’i Saoly mba hasiako soa noho ny amin’i Jonatana? Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan'i Saoly mba hasiako soa noho ny amin'i Jonatana? Jereo ny toko |