2Samoela 4:5 - Baiboly Katolika5 Ary tonga i Rekaba sy i Baanà zanak’i Remôna avy any Berôta, ka nony tamin’ilay andro nigaingaina iny indrindra, dia niditra tao an-tranon’i Isbôseta izay nandrinandry niala sasatra tamin’ny misasaka andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary nandeha i Rekaba sy i Bana, zanak’i Rimona berotita; koa rehefa nafana ny andro dia tonga tao an-tranon’Isboseta izy ireo, tamin’ilay izy nandrinandry tamin’ny antoandro iny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Nankany an-tranon’i Isbôsèta i Rekaba sy i Bahanà zanakalahin’i Rimôna avy any Beerôta, ary tonga tany tokony ho tamin’ny mitataovovonana, dia ilay mafana be iny indrindra. Teo am-pialan-tsasatra i Isbôsèta tamin’izay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nankany an-tranon’i Isbôsèta i Rekaba sy i Bahanà zanakalahin’i Rimôna avy any Beerôta, ary tonga tany tokony ho tamin’ny mitataovovonana, dia ilay mafana be iny indrindra. Teo am-pialan-tsasatra i Isbôsèta tamin’izay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Rekaba sy Bana, zanak’i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon’Isboseta, tamin’ilay izy nandriandry tamin’ny antoandro iny. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Rekaba sy Bana, zanak'i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon'Isboseta, tamin'ilay izy nandriandry tamin'ny antoandro iny. Jereo ny toko |