2Samoela 11:3 - Baiboly Katolika3 Nasain’i Davida nanontaniana hoe: «Iza io vehivavy io?» ka izao no nolazain’ny olona azy: «Io no Betsabea, zanaka vavin’i Eliama, vadin’i Oria, Heteanina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia nandefa iraka hanontany ny amin-dRavehivavy i Davida. Ary nolazaina taminy hoe: Iny no Batseba, zanakavavin’i Eliama, sady vadin’i Oria hetita. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady ny momba io vehivavy io, ka izao no voalaza: «I Bàty-Sèba, zanakavavin’i Eliama ary vadin’i Orià ilay Hetita io!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady ny momba io vehivavy io, ka izao no voalaza: «I Bàty-Sèba, zanakavavin’i Eliama ary vadin’i Orià ilay Hetita io!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary Davida dia naniraka hanontany ny amin-dravehivavy. Ary nisy nanao hoe: Tsy iny va no Batseba, zanakavavin’i Eliama, sady vadin’i Oria Hetita? Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary Davida dia naniraka hanontany ny amin-dravehivavy. Ary nisy nanao hoe: Tsy iny va no Batseba, zanakavavin'i Eliama, sady vadin'i Oria Hetita? Jereo ny toko |