2Samoela 1:1 - Baiboly Katolika1 Nony maty i Saola dia niverina avy nandresy ny Amalesita kosa i Davida ka hatramin’ny andro roa i Davida no nipetraka tao Sikelega. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Taorianan’ny nahafatesan’i Saoly, rehefa niverina avy nanafika ny Amalekita i Davida, dia nitoetra roa andro tao Ziklaga izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Taorian’ny nahafatesan’i Saoly, dia niverina tao Tsiklaga i Davida ka nijanona roa andro tao rehefa avy nandresy ny Hamalekita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Taorian’ny nahafatesan’i Saoly, dia niverina tao Tsiklaga i Davida ka nijanona roa andro tao rehefa avy nandresy ny Hamalekita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY nony maty Saoly, ary niverina avy namono ny Amalekita Davida, dia nitoetra indroa andro tao Ziklaga izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary nony maty Saoly, ary niverina avy namono ny Amalekita Davida, dia nitoetra indroa andro tao Ziklaga izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Taorianan’ny nahafatesan’i Saoly, rehefa niverina avy nanafika ny Amalekita i Davida, dia nitoetra roa andro tao Ziklaga izy. Jereo ny toko |