1Mpanjaka 1:3 - Baiboly Katolika3 Dia nitady zazavavy tsara tarehy eran’ny tanin’i Israely rehetra ny olona, ka nahita an’i Abisaga Sonamita, ary nentina tao amin’ny mpanjaka io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia nitady zazavavy tsara tarehy manerana ny tanin’ny Israely rehetra izy ireo ka nahita an’i Abisaga sonemita izay noentiny tany amin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Dia nitady izay tovovavy tsara tarehy teo amin’ny tanin’i Israely manontolo ireto mpanompon’i Davida; ary tao Sonema no nahitany an’i Abisaga izay nentiny tany amin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia nitady izay tovovavy tsara tarehy teo amin’ny tanin’i Israely manontolo ireto mpanompon’i Davida; ary tao Sonema no nahitany an’i Abisaga izay nentiny tany amin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran’ny tanin’ny Isiraely rehetra izy ka nahita an’i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran'ny tanin'ny Isiraely rehetra izy ka nahita an'i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin'ny mpanjaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Dia nitady zazavavy tsara tarehy manerana ny tanin’ny Israely rehetra izy ireo ka nahita an’i Abisaga sonemita izay noentiny tany amin’ny mpanjaka. Jereo ny toko |