1Mpanjaka 1:4 - Baiboly Katolika4 Tsara tarehy tokoa razazavavy, sady nitaiza sy nanompo ny mpanjaka, nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Tena tsara tarehy Razazavavy. Tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy. Ny mpanjaka anefa dia tsy nanam-piraisana taminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Tsara tarehy fatratra ilay tovovavy ka tonga mpitaiza sy mpanompon’ny mpanjaka; nefa tsy niray taminy akory ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Tsara tarehy fatratra ilay tovovavy ka tonga mpitaiza sy mpanompon’ny mpanjaka; nefa tsy niray taminy akory ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary tsara tarehy dia tsara tarehy razazavavy, dia tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy; nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary tsara tarehy dia tsara tarehy razazavavy, dia tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy; nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy. Jereo ny toko |