1Tantara 20:5 - Baiboly Katolika5 Dia nisy ady tamin’ny Filistinina koa, izay nahafatesan’i Elkanàna zanak’i Jaira, an’i Lakmì rahalahin’i Gôliata, avy any Geta, ilay nanan-defona hoatry ny voditenon’ny mpanenona ny zarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Nisy ady indray tamin’ny Filistina, ary i Elanana, zanak’i Jaira, dia namono an’i Lamy, rahalahin’i Goliata gatita, izay nanana zaran-defona tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Dia nisy ady tamin’ny Filistinina indray. Ka i Elihanàna, zanakalahin’i Jahîry, no nahafaty an’i Lahemỳ, rahalahin’i Gôliata avy any Gata, dia i Gôliata izay nanana zaran-defona vaventy tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia nisy ady tamin’ny Filistinina indray. Ka i Elihanàna, zanakalahin’i Jahîry, no nahafaty an’i Lahemỳ, rahalahin’i Gôliata avy any Gata, dia i Gôliata izay nanana zaran-defona vaventy tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary dia nisy ady tamin’ny Filistina indray ary Elanana, zanak’i Jaïra, namono an’i Lamy, rahalahin’i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary dia nisy ady tamin'ny Filistina indray ary Elanana, zanak'i Jaira, namono an'i Lamy, rahalahin'i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon'ny mpanenona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Nisy ady indray tamin’ny Filistina, ary i Elanana, zanak’i Jaira, dia namono an’i Lamy, rahalahin’i Goliata gatita, izay nanana zaran-defona tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny toko |